4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy nisy nahateraka ny ho resy - Hira évangelique samy hafa

Tsy misy nateharaka ny ho resy

Sy hiondrika foana Handresy ny tany

Fa ho ilay andro izay nampandresy

Ny Tompo hanatanterak’izany



Androany aloha

Mety ho malomaloka tokoa

Tsy hamirapiratra ny fiainanao ê!

fa mitrakà

Fa ny tompo mampantsiahy

Tsy maintsy hamiratra ny fiainao ê!



Tsy nisy nahateraka ny ho resy

Hiondrika foana handresiy ny tany

Fa ho avy ilay andro izay hampandresy

Ny tompo no hanatanterak’izay



Fa mino aho

Fa ho ampitso vaovao

No hitsena sy hamiratra

Ny androm-piainanao ê!

Fa bon courazy

fa ny Tompo mahavita azy

Fa izy tsy hahafohy anao mandrakizayy

Eny oa ê!!!!!!!

Partager tsy nisy nahateraka ny ho resy

Commenter tsy nisy nahateraka ny ho resy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hira évangelique samy hafa